FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 17:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa nila ady tamin’i Mosesy ny vahoaka,+ ka niteny hoe: “Omeo rano izahay hosotroinay.” Fa hoy i Mosesy: “Maninona ianareo no mila ady amiko? Nahoana ianareo no mitsapa an’i Jehovah foana?”+

  • Nomery 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Nomery 16:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary i Kora,+ zanak’i Jizara,+ zanak’i Kehata,+ zanak’i Levy,+ dia niray tetika tamin’i Datana sy Abirama, zanak’i Eliaba,+ ary Ona zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena.+ 2 Nanohitra an’i Mosesy izy ireo, niaraka tamin’ny lehilahy israelita 250. Mpiadidy vahoaka daholo ireo lehilahy ireo, ary solontenan’ny fiangonana sady olona ambony.

  • Nomery 25:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nasain’ireo vehivavy ireo hiaraka aminy hanao sorona ho an’ny andriamaniny ny olona.+ Nihinana àry izy ireo, dia niankohoka tamin’ny andriamanitr’ireny.+ 3 Koa nanompo an’i* Balan’i Peora ny Israely,+ ka tezitra be tamin’izy ireo i Jehovah.

  • Deoteronomia 31:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy ianareo+ sady mafy loha.*+ Mbola velona eto aminareo aza aho dia efa mikomy amin’i Jehovah hoatr’izao foana ianareo, koa mainka fa rehefa maty aho?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara