FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 11:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Aza avela hahatonga anareo haharikoriko eo anatrehako ireny biby mifanaretsaka ireny. Ary aza mandoto tena amin’ireny, ka ho lasa maloto.+

  • Levitikosy 20:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Avaho ny biby madio sy ny maloto, ary ny vorona maloto sy ny madio.+ Ary mitandrema sao haharikoriko ahy ianareo noho ny amin’ny biby sy vorona ary biby mandady amin’ny tany, izay efa navahako hoe maloto aminareo.+

  • Asan’ny Apostoly 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hoy anefa i Petera: “Sanatria, Tompo ô! Fa mbola tsy nihinan-javatra maloto sy tsy madio+ mihitsy aho.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara