Deoteronomia 31:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manàna herim-po ary mahereza!+ Aza matahotra na mihorohoro eo anatrehany,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo. Tsy handao anareo izy ary tsy hahafoy anareo mihitsy.”+ Josoa 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+
6 Manàna herim-po ary mahereza!+ Aza matahotra na mihorohoro eo anatrehany,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo. Tsy handao anareo izy ary tsy hahafoy anareo mihitsy.”+
5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+