FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 9:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nahare an’izay nitranga ny mpanjaka rehetra tetỳ ampita andrefan’ny Reniranon’i Jordana,+ izany hoe ireo teny amin’ny faritra be tendrombohitra sy tany Sefela sy teny amoron’ny Ranomasina Lehibe*+ ary tandrifin’i Libàna, dia ny Hetita, ny Amorita, ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+ 2 Dia nifanaraka izy ireo fa hiady amin’i Josoa sy ny Israely.+

  • Josoa 9:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy izy ireo: “Avy any an-tany lavitra be izahay mpanomponao,+ ary tonga atỳ noho ny amin’ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao. Efa henonay mantsy ny lazany sy izay rehetra nataony tany Ejipta,+ 10 ary izay rehetra nataony tamin’ny mpanjaka amorita roa teny ampitan’i* Jordana, dia i Sihona+ mpanjakan’i Hesbona sy Oga+ mpanjakan’i Basana, ilay tao Astarota.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara