Eksodosy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hanjaka mandrakizay mandrakizay i Jehovah.+ 1 Samoela 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nolavinareo anefa androany ilay Andriamanitrareo,+ izay namonjy anareo tamin’ny loza sy ny fahoriana rehetra nanjo anareo. Ary niteny ianareo hoe: “Manendre fotsiny mpanjaka ho anay e!” Mijoroa àry eo anatrehan’i Jehovah, isam-poko sy isam-pianakaviana.’”* Isaia 33:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa i Jehovah no Mpitsara antsika,+I Jehovah no Mpanao Lalàna ho antsika.+I Jehovah no Mpanjakantsika,+Ary izy no hamonjy antsika.+ Isaia 43:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Izaho no Jehovah, Ilay Masina tompoinareo,+ ilay Mpamorona ny Israely+ sady Mpanjakanareo.”+
19 Nolavinareo anefa androany ilay Andriamanitrareo,+ izay namonjy anareo tamin’ny loza sy ny fahoriana rehetra nanjo anareo. Ary niteny ianareo hoe: “Manendre fotsiny mpanjaka ho anay e!” Mijoroa àry eo anatrehan’i Jehovah, isam-poko sy isam-pianakaviana.’”*
22 Fa i Jehovah no Mpitsara antsika,+I Jehovah no Mpanao Lalàna ho antsika.+I Jehovah no Mpanjakantsika,+Ary izy no hamonjy antsika.+