-
1 Samoela 14:47, 48Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Nanamafy orina ny fanjakany teo amin’ny Israely i Saoly, ka niady tamin’ny fahavalony rehetra manodidina, dia ny Moabita,+ ny Amonita,+ ny Edomita,+ ireo mpanjakan’i Zoba,+ ary ny Filistinina.+ Resiny izy ireny tany amin’izay rehetra nalehany. 48 Ary be herim-po izy rehefa niady, ka nandresy an’ireo Amalekita+ sy namonjy ny Israely tamin’ny mpandroba azy.
-