-
Eksodosy 23:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “Intelo isan-taona ianao no tokony hanao fety ho ahy.+
-
-
1 Samoela 1:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Tatỳ aoriana, dia niara-niakatra tamin’ny ankohonany manontolo i Elkana, mba hanao ny sorona fanao isan-taona ho an’i Jehovah,+ sy hanolotra fanatitra fanefana voady.
-