FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Samoela 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Samoela: “Mandra-pahoviana ianao no halahelo be noho ny nataon’i Saoly,+ nefa izy aza efa tsy nekeko ho mpanjakan’ny Israely intsony?+ Fenoy menaka ilay tandroka any aminao,+ dia mandehana. Hirahiko hankany amin’i Jese+ Betlehemita ianao, fa efa nifidy anankiray amin’ireo zanany lahy ho mpanjaka aho.”+

  • 1 Samoela 25:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Rehefa ataon’i Jehovah amin’ny tompoko ny zavatra tsara rehetra nampanantenainy, ary rehefa manendry anao ho mpitarika ny Israely izy,+

  • 2 Samoela 6:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hoy i Davida taminy: “Teo anatrehan’i Jehovah aho no nanao fety. Izy ilay nifidy ahy fa tsy nifidy an’ny dadanao sy ny ankohonany manontolo. Ary izy no nanendry ahy ho mpitarika ny Israely+ vahoakan’i Jehovah. Noho izany, dia eo anatrehan’i Jehovah aho no hanao fety.

  • 2 Samoela 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Izao tenenina amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Naka anao avy teny amin’ny kijana teny am-piandrasana ondry+ aho mba ho mpitarika ny Israely vahoakako.+

  • 1 Tantara 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tamin’ny fianakaviamben’ny raiko iray manontolo anefa, dia izaho no nofidin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely ho mpanjakan’ny Israely mandrakizay.+ Nifidy an’i Joda ho mpitarika+ mantsy izy, ary tamin’ny fokon’i Joda, dia ny ankohonan-draiko+ no nofidiny. Tamin’ny zanaky ny raiko kosa, dia izaho no nankasitrahany ka nataony mpanjakan’ny Israely rehetra.+

  • Salamo 78:71
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 71 Teny am-piandrasana ondrivavy mampinono;

      Notendreny ho mpiandry an’i Jakoba vahoakany izy+

      Sy ho mpiandry an’i Israely lovany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara