1 Samoela 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia lasa mpinamana be i Davida sy Jonatana.*+ Tia azy hoatran’ny tenany mihitsy i Jonatana.+ 1 Samoela 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nanao fifanekena i Jonatana sy Davida,+ satria tia azy hoatran’ny tenany mihitsy i Jonatana.+
18 Vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia lasa mpinamana be i Davida sy Jonatana.*+ Tia azy hoatran’ny tenany mihitsy i Jonatana.+