FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 38:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re aho fa tsy nivadika taminao e, sady nanompo anao tamin’ny foko manontolo!+ Nanao izay tsara teo imasonao koa aho.” Dia nitomany be izy.

  • Isaia 38:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Miverena any amin’i Hezekia+ dia lazao aminy hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah, Andriamanitr’i Davida razambenao: “Efa henoko ny vavaka nataonao,+ ary efa hitako ny ranomasonao.+ Hampiako 15 taona àry ny andro hiainanao.+

  • Joela 2:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ny fonareo rovitina,+ fa tsy ny akanjonareo,+

      Dia miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo.

      Fa mangoraka* sy mamindra fo izy, tsy mora tezitra,+ ary tena be fitiavana sy tsy mivadika.+

      Hiova hevitra* izy ka tsy handefa loza indray.

      14 Iza moa no mahalala raha mba tsy ho tezitra intsony izy fa hiova hevitra*+ tokoa,

      Dia hitahy anareo?

      Dia amin’izay ianareo ho afaka hanolotra fanatitra varimbazaha sy fanatitra zava-pisotro ho an’i Jehovah Andriamanitrareo.

  • Amosa 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ankahalao ny ratsy ary tiavo ny tsara.+

      Ary ampanjakao eo am-bavahadin’ny tanàna ny rariny,+

      Fa angamba i Jehovah Andriamanitry ny tafika

      Hamindra fo amin’izay sisa amin’ny taranak’i Josefa.’+

  • Jona 3:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Asaivo mitafy lamba gony na ny olona na ny biby. Asaivo miantso an’Andriamanitra amin’ny fony koa izy ireo, ka samy hiala amin’ny ratsy fanaony sady tsy hahery setra intsony. 9 Iza moa no mahalala sao mba hiova hevitra* ihany ilay tena Andriamanitra ka tsy ho tezitra be intsony, dia tsy ho faty isika?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara