FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 17:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa hoy izy: “Satria manohitra ny seza fiandrianan’i Jah+ ny tanan’i Amaleka, dia hiady aminy hatramin’ny taranany fara aman-dimby i Jehovah.”+

  • Deoteronomia 25:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa arovan’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fahavalo rehetra manodidina anao ianao, ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao sy ho fanananao,+ dia tokony hofafanao eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita.+ Aza hadinoinao izany.

  • 1 Samoela 15:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hoy anefa i Saoly tamin’i Samoela: “Izaho ange nankatò ny tenin’i Jehovah e! Nataoko izay nanirahan’i Jehovah ahy. Nentiko i Agaga mpanjakan’i Amaleka, ary naringako tanteraka ny Amalekita.+

  • 1 Samoela 30:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Rehefa tonga tany Ziklaga+ i Davida sy ny olony tamin’ny andro fahatelo, dia hitany fa notafihin’ny Amalekita+ ny faritra atsimo* sy Ziklaga. Nanafika an’i Ziklaga izy ireo, dia nandoro azy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara