FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika, ary i Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana.

  • 2 Samoela 20:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 I Joaba no lehiben’ny tafiky ny Israely+ manontolo; Benaia+ zanak’i Joiada+ no lehiben’ny Keretita sy ny Peletita;+

  • 1 Mpanjaka 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nandritra izany fotoana izany, dia nanao izay hahazoana fahefana i Adonia+ zanakalahin’i Hagita, ka niteny hoe: “Izaho no ho mpanjaka!” Nampanamboatra kalesy ho azy sy naka mpitaingin-tsoavaly izy, ary nanangona lehilahy 50 hihazakazaka eo alohany.+

  • 1 Mpanjaka 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary niresaka tamin’i Joaba zanak’i Zeroia sy tamin’i Abiatara+ mpisorona i Adonia, ka nanjary nanampy sy nanohana azy izy roa lahy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara