FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 2:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ireo no Israelita voasoratra anarana, arakaraka ny fianakaviambeny avy. Nisy 603 550+ ireo voasoratra anarana rehetra tao amin’ireo toby ka afaka nanompo tao amin’ny tafika.

  • Nomery 26:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Nisy 601 730 àry ny Israelita rehetra voasoratra anarana.+

  • 1 Tantara 21:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia nomen’i Joaba an’i Davida ny isan’ny olona voasoratra anarana. Nisy 1 100 000 ny lehilahy mpitan-tsabatra teo amin’ny Israely rehetra, ary 470 000 kosa ny teo amin’ny Joda.+ 6 Tsy voasoratra anarana niaraka tamin’ireo anefa ny fokon’i Levy sy Benjamina.+ Tsy tian’i Joaba mihitsy mantsy ny tenin’ny mpanjaka.+

  • 1 Tantara 27:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tsy nisain’i Davida ny 20 taona no ho midina, satria efa nampanantena i Jehovah fa hataony be dia be hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra ny Israely.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara