Nomery 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 I Jaira zanak’i Manase indray nandeha nanafika ka azony ny tanàna tranolay tao Gileada. Dia nantsoiny hoe Havota-jaira* ireny.+ Deoteronomia 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Nalain’i Jaira+ zanak’i Manase ny faritr’i Argoba+ manontolo hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Gesorita sy ny Makatita.+ Ary nampitondrainy ny anarany ireny tanàna kely any Basana ireny, ka nantsoiny hoe Havota-jaira*+ hatramin’izao.
41 I Jaira zanak’i Manase indray nandeha nanafika ka azony ny tanàna tranolay tao Gileada. Dia nantsoiny hoe Havota-jaira* ireny.+
14 “Nalain’i Jaira+ zanak’i Manase ny faritr’i Argoba+ manontolo hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Gesorita sy ny Makatita.+ Ary nampitondrainy ny anarany ireny tanàna kely any Basana ireny, ka nantsoiny hoe Havota-jaira*+ hatramin’izao.