FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nopotipotehin’ny Kaldeanina ireo andry varahina+ teo amin’ny tranon’i Jehovah, sy ireo kalesy,+ ary ilay Ranomasina varahina+ tao an-tranon’i Jehovah. Dia nentin’izy ireo tany Babylona ny varahina tamin’ireny.+

  • 2 Mpanjaka 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nirefy 18 hakiho* ny haavon’ny andry tsirairay.+ Varahina ny loha andry teo amboniny, ary telo hakiho ny haavon’ny loha andry. Varahina daholo ny haingony hoatran’ny harato sy ny ampongabendanitra nanodidina ny loha andry.+ Hoatr’izany koa ilay andry faharoa sy ny harato teo aminy.

  • 2 Tantara 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nanao andry roa+ teo anoloan’ilay trano izy avy eo, ka 35 hakiho ny halavany, ary dimy hakiho ny loha andry tsirairay.+

  • Jeremia 52:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nirefy 18 hakiho* ny haavon’ny andry tsirairay, ary tady 12 hakiho vao nahodidina ny iray.+ Poakaty ilay izy ary voantondro* efatra ny hatevin’ny varahina taminy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara