FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 20:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 I Joaba no lehiben’ny tafiky ny Israely+ manontolo; Benaia+ zanak’i Joiada+ no lehiben’ny Keretita sy ny Peletita;+

  • 2 Samoela 23:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Lehilahy be herim-po* i Benaia+ zanak’i Joiada, ary nahavita zavatra niavaka maro tao Kabzela+ izy. Nahafaty an’ireo roa lahy zanak’i Ariela avy any Moaba izy, ary nidina tao anaty lavaka fanangonan-drano tamin’ny andro nisy lanezy, dia namono liona iray.+

  • 1 Tantara 27:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 I Benaia,+ zanak’i Joiada+ lehiben’ny mpisorona, no lehiben’ny antoko-mpanompo fahatelo voatendry hanompo tamin’ny volana fahatelo. Nisy 24 000 ny tao amin’ny antoko-miaramilany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara