FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Rehefa tafapetraka tsara tao amin’ny tranony*+ ny mpanjaka sady nataon’i Jehovah nilamin-tsaina satria novonjeny tamin’ny fahavalo rehetra nanodidina azy, 2 dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Izaho ity mipetraka ato amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra mipetraka ao anaty tranolay!”+ 3 Dia hoy i Natana taminy: “Mandehana ataovy izay rehetra ao am-ponao, fa manohana anao i Jehovah.”+

  • 1 Tantara 17:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Raha vao tafapetraka tsara tao amin’ny tranony* i Davida, dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Izaho ity mipetraka ato amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah mipetraka ao anaty tranolay!”+ 2 Dia hoy i Natana taminy: “Ataovy izay rehetra ao am-ponao, fa manohana anao ilay tena Andriamanitra.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara