FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 16:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Nanamboatra tsato-kazo masina*+ koa izy. Nanao zavatra maro nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely talohany.

  • 1 Mpanjaka 21:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nody tany an-tranony àry i Ahaba sady sosotra no kivy, noho ilay valin-tenin’i Nabota Jezirelita hoe: “Tsy homeko anao ny lova avy amin’ny razambeko.” Dia natory teo am-pandrianany izy, ary nitodika tany amin’ny rindrina sady tsy nety nihinan-kanina.

  • 1 Mpanjaka 21:20-22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hoy i Ahaba tamin’i Elia: “Hay hitanao ihany aho, ry ilay fahavaloko!”+ Dia namaly i Elia hoe: “Ie, hitako ianao. ‘Noho ianao tapa-kevitra* hanao izay ratsy eo imason’i Jehovah,+ 21 dia hahatonga loza aminao aho. Hofongorako tanteraka ny taranakao, ary haringako ny lehilahy rehetra* amin’ny ankohonanao,+ anisan’izany ireo tsy misy mpiaro sy ireo osa eo amin’ny Israely.+ 22 Ary hataoko hoatran’ny ankohonan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata sy hoatran’ny ankohonan’i Basa+ zanak’i Ahia ny ankohonanao, noho ianao nampahatezitra ahy sady nahatonga ny Israely hanota.’

  • 2 Mpanjaka 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nanan-janakalahy 70 tany Samaria i Ahaba.+ Nanoratra taratasy àry i Jeho ka nandefa izany tany Samaria, ho an’ireo andrianan’i Jezirela sy ny anti-panahy+ ary ny mpikarakara ny zanak’i Ahaba,* nanao hoe:

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara