-
1 Mpanjaka 16:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tamin’ny taona faha-26 nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tao Tirza i Elaha zanak’i Basa. Ary nanjaka roa taona izy.
-
-
1 Mpanjaka 16:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia niditra i Zimry ka namono+ an’i Elaha ho faty tamin’ny taona faha-27 nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda. Ary i Zimry no nanjaka nandimby an’i Elaha.
-