Deoteronomia 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Arodano ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina,+ dory ny tsato-kazony masina,* ary kapao ny sary sokitra ataony andriamanitra,+ ka foano tanteraka eo amin’ilay toerana ny anaran’ireny andriamaniny ireny.+
3 Arodano ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina,+ dory ny tsato-kazony masina,* ary kapao ny sary sokitra ataony andriamanitra,+ ka foano tanteraka eo amin’ilay toerana ny anaran’ireny andriamaniny ireny.+