FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nanafika an’ilay tany manontolo ny mpanjakan’i Asyria. Ary nankany Samaria izy, ka nanao fahirano azy telo taona.

  • 2 Tantara 32:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Izao no tenin’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria: ‘Fa inona moa no itokisanareo no mbola mijanona eto Jerosalema ihany ianareo nefa misy manao fahirano?+

  • 2 Tantara 32:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy fantatrareo angaha ny zavatra efa nataoko sy nataon’ny razambeko tamin’ny mponina rehetra manodidina?+ Angaha ny andriamanitr’ireny firenena ireny nahavita namonjy ny taniny teo am-pelatanako?+

  • Isaia 10:8-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Milaza mantsy izy hoe:

      ‘Tsy mpanjaka daholo koa angaha ireo andrianako?+

       9 Tsy hoatran’i Karkemisy+ ihany ve i Kalno?+

      Tsy tahaka an’i Arpada+ ihany ve i Hamata?+

      Ary tsy hoatran’i Damaskosy+ ihany ve i Samaria?+

      10 Nalaiko ny fanjakan’ireo andriamanitra tsy misy dikany,

      Izay nanana sary sokitra betsaka noho ny tany Jerosalema sy Samaria.+

      11 Koa tsy hataoko amin’i Jerosalema sy ny sampiny ve

      Izay efa nataoko tamin’i Samaria sy ny andriamaniny tsy misy dikany?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara