-
1 Mpanjaka 2:10-12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Davida ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ 11 Naharitra 40 taona ny fotoana* nanjakany teo amin’ny Israely, ka 7 taona tao Hebrona+ ary 33 taona tao Jerosalema.+
12 Dia nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Davida rainy i Solomona. Ary nihamafy orina ny fanjakany.+
-