FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Izao tenenina amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Naka anao avy teny amin’ny kijana teny am-piandrasana ondry+ aho mba ho mpitarika ny Israely vahoakako.+

  • 2 Samoela 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Rehefa tapitra ny andronao+ ka hodimandry any amin’ny razambenao ianao, dia hotendreko ho mpanjaka handimby anao ny taranakao, dia ny zanakao lahy.* Ary hataoko mafy orina ny fanjakany.+

  • 1 Tantara 29:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Tantara 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Vao mainka nihanatanjaka ny fanjakan’i Solomona zanak’i Davida. Nanampy azy i Jehovah Andriamaniny, ka lasa nisandratra faran’izay ambony izy.+

  • Salamo 89:36, 37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Haharitra mandrakizay ny taranany;+

      Haharitra eo anatrehako toy ny masoandro ny seza fiandrianany.+

      37 Ho mafy orina mandrakizay toy ny volana izy io,

      Tahaka ny vavolombelona mendri-pitokisana eny amin’ny lanitra.” (Sela)

  • Salamo 132:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Raha manaja ny fifanekena nataoko ny taranakao,

      Ary manaraka ny fampahatsiahivana omeko* azy,+

      Dia hipetraka mandrakizay eo amin’ny seza fiandriananao koa

      Ny taranak’izy ireo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara