Nomery 26:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ireto no taranak’i Manase:+ Avy tamin’i Makira+ ny Makirita. I Makira no niteraka an’i Gileada,+ ary avy tamin’i Gileada ny Gileadita. Josoa 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nahazo ny anjarany tamin’ny antsapaka+ ny fokon’i Manase+ satria izy no lahimatoan’i Josefa.+ I Makira+ lahimatoan’i Manase sady rain’i Gileada, no nahazo an’i Gileada sy Basana.+ Lehilahy mpiady mantsy izy.
29 Ireto no taranak’i Manase:+ Avy tamin’i Makira+ ny Makirita. I Makira no niteraka an’i Gileada,+ ary avy tamin’i Gileada ny Gileadita.
17 Dia nahazo ny anjarany tamin’ny antsapaka+ ny fokon’i Manase+ satria izy no lahimatoan’i Josefa.+ I Makira+ lahimatoan’i Manase sady rain’i Gileada, no nahazo an’i Gileada sy Basana.+ Lehilahy mpiady mantsy izy.