FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Rehefa tafapetraka tsara tao amin’ny tranony*+ ny mpanjaka sady nataon’i Jehovah nilamin-tsaina satria novonjeny tamin’ny fahavalo rehetra nanodidina azy, 2 dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Izaho ity mipetraka ato amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra mipetraka ao anaty tranolay!”+

  • 1 Tantara 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nampidirina tao amin’ny tranolay àry ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra ka napetraka tao.+ Natsangan’i Davida ho an’ilay Vata io tranolay io. Dia nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra ny olona.+

  • Salamo 132:1-5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 132 Jehovah ô, tsarovy i Davida,

      Sy ny fahoriany rehetra;+

       2 Tsarovy fa nianiana tamin’i Jehovah izy

      Ary nivoady tamin’Ilay Maherin’i Jakoba+ hoe:

       3 “Tsy hiditra ao amin’ny tranolay fonenako+ aho.

      Tsy hitsotsotra eo ambonin’ny farafara fatoriako aho;

       4 Tsy havelako hatory ny masoko,

      Na havelako ho rendremana,

       5 Mandra-pahitako toerana ho an’i Jehovah,

      Dia toeram-ponenana tsara tarehy* ho an’Ilay Maherin’i Jakoba.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara