FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa asaivo mikapa hazo sederan’i Libàna+ ny olonao mba homena ahy. Dia hiara-miasa amin’ny mpanomponao ny mpanompoko, ary haloako izay karama lazainao hoe tokony homena ny mpanomponao. Fantatrao tsara mantsy fa tsy misy aminay mahay mikapa hazo hoatran’ny Sidonianina.”+

  • 1 Mpanjaka 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Naniraka olona nankany amin’i Solomona àry i Hirama mba hiteny hoe: “Efa henoko ny hafatra nampitondrainao ho ahy. Hataoko izay rehetra tianao ka homeko anao izay hazo sedera sy zenevrie+ hilainao.

  • 2 Tantara 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nopetahany takela-kazo zenevrie ny efitra lehibe, dia avy eo norakofany volamena tena tsara,+ ary noravahany sarina hazo palmie+ sy rojo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara