FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Mankanesa any amin’ny Levita mpisorona sy any amin’ilay mpitsara+ miasa amin’izany fotoana izany ka anontanio izy ireo, dia holazainy aminao ny didim-pitsarana.+

  • Deoteronomia 21:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ary hanatona eo ny mpisorona, izany hoe ny Levita, satria izy ireo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao hanompo azy+ sy hitso-drano amin’ny anaran’i Jehovah.+ Izy ireo no hilaza ny fomba handaminana ny adin’izay rehetra nifamaly ka nampiasa herisetra.+

  • Deoteronomia 25:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Raha misy olona mifamaly be, dia mahazo mankany amin’ny mpitsara izy ireo.+ Dia hotsaraina izy ireo ka holazaina hoe tsy manan-tsiny ilay tsy diso, ary holazaina hoe meloka ilay nanao ratsy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara