FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary niantso an’i Jehovah Andriamaniny+ i Asa ka niteny hoe: “Jehovah ô, tsy mampaninona anao na be dia be na tsy manan-kery ny olona ampianao.+ Koa ampio izahay, ry Jehovah Andriamanitray ô, fa miantehitra* aminao izahay,+ ary amin’ny anaranao no ahatongavanay eto hiady amin’io vahoaka io.+ Jehovah ô, ianao no Andriamanitray. Aza avela handresy anao ny olombelona mety maty.”+

  • Salamo 25:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mibanjina an’i Jehovah foana ny masoko,+

      Satria izy no hanafaka ny tongotro amin’ny harato.+

  • Salamo 62:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 62 Andriamanitra tokoa no andrasako amim-panginana.

      Izy no hamonjy ahy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara