-
1 Samoela 2:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia nivavaka i Hana ka nilaza hoe:
Misokatra be hamaly ny fahavaloko ny vavako,
Satria faly aho noho ny asa famonjena nataonao.
-
-
1 Tantara 16:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Mihirà ho an’i Jehovah, ry tany manontolo!
Ambarao isan’andro ny famonjeny!+
-