FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 14:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana ny Joda,+ ka nampahatezitra azy mihoatra noho ny razambeny izy ireo noho ny fahotana vitany.+ 23 Nanao toerana avo ho an’ny tenany koa izy ireo, ary nanangana tsangambato masina sy tsato-kazo masina,*+ teny amin’ny havoana+ rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.+

  • 2 Mpanjaka 15:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Peka zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Jotama+ zanak’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda.

  • 2 Mpanjaka 15:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Tsy nesorina anefa ny toerana avo,+ ary mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny ihany ny vahoaka. Izy no nanorina ny vavahady ambony tamin’ny tranon’i Jehovah.+

  • 2 Tantara 21:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Lasa mpanjaka i Jorama tamin’izy 32 taona, ary nanjaka valo taona tany Jerosalema izy.+

  • 2 Tantara 21:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nanao toerana avo+ teny amin’ny tendrombohitr’i Joda koa izy mba hahatonga ny mponin’i Jerosalema hivaro-tena* amin’ny andriamani-kafa. Dia voafitany ny Joda.

  • 2 Tantara 33:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema izy.+

  • 2 Tantara 33:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Naoriny indray ireo toerana avo efa noravan’i Hezekia rainy.+ Nanangana alitara ho an’ireo Bala sy nanao tsato-kazo masina* koa izy. Dia niankohoka tamin’izay rehetra eny amin’ny lanitra izy, ka nanompo an’ireny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara