FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Deoteronomia 32:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Saingy nanahy momba izay holazain’ny fahavalo aho.+

      Mety handika vilana an’izany mantsy ny mpanohitra azy,+

      Ka hiteny hoe: “Isika no tena mahery.+

      Tsy i Jehovah no nahavita an’izany rehetra izany.”

  • Daniela 3:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hoy i Nebokadnezara taminy: “Tena marina tokoa ve, ry Sadraka sy Mesaka ary Abednego, fa tsy manompo an’ireo andriamanitro,+ hono, ianareo, sady tsy mety mivavaka amin’ilay sarivongana volamena natsangako? 15 Raha vonona hiankohoka sy hivavaka amin’ilay sarivongana nataoko anefa ianareo izao, rehefa maheno ny feon’ny anjombona, ny sodina, ny valiha vata, ny harpa telozoro, ny zavamaneno fitendry, ny sodina misy kitapon-drivotra, ary ny zavamaneno hafa isan-karazany, dia tsara izany. Fa raha tsy mety mivavaka amin’ilay sarivongana kosa ianareo, dia hatsipy avy hatrany ao anaty lafaoro misy afo mivaivay. Fa iza koa no andriamanitra mahavita mamonjy anareo eo am-pelatanako?”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara