FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 15:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Notenenin’i Davida ny mpiadidy teo amin’ny Levita mba hanendry ny rahalahiny mpihira. Nasaina nihira tamin’ny fo izy ireo, sady hampiaraka ny hirany amin’ny zavamaneno, dia zavamaneno fitendry sy harpa+ ary kipantsona.+

      17 Dia notendren’ny Levita i Hemana+ zanak’i Joela. Ny avy amin’ny fokony dia i Asafa+ zanak’i Berekia. Ny avy amin’ny Merarita rahalahin’izy ireo indray dia i Etana+ zanak’i Kosaia no voatendry.

  • Nehemia 11:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nipetraka tao Jerosalema ireo filohan’ny faritany. Ny sisa tamin’ny Israely kosa, izany hoe ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpanompo tao amin’ny tempoly*+ ary ireo zanaky ny mpanompon’i Solomona,+ dia nipetraka tany amin’ny tanàna hafa tany Joda, teo amin’ny lovany sy ny tanànany avy.+

  • Nehemia 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 sy Matania+ mpitarika ny antoko-mpihira sy nitarika ny fiderana tamin’ny fotoanan’ny vavaka,+ izany hoe i Matania zanak’i Mika, zanak’i Zabdy, zanak’i Asafa;+ sy Bakbokia mpiandraikitra lefitra teo amin’ny rahalahiny, ary Abda zanak’i Samoa, zanak’i Galala, zanak’i Jedotona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara