Nehemia 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Izao no tenin’i Nehemia*+ zanak’i Hakalia: Tao an-dapan’i* Sosana*+ aho tamin’ny volana Kisleo,* tamin’ny taona faha-20. Estera 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany tao an-dapan’i* Sosana*+ i Ahasoerosy Mpanjaka tamin’izany andro izany, Daniela 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tao an-dapan’i* Sosana,*+ any amin’ny faritanin’i Elama+ aho, tamin’izaho nahita an’ilay fahitana. Dia nijery an’ilay fahitana aho, ary teo amoron’ny reniranon’i Olay aho tamin’izay.
1 Izao no tenin’i Nehemia*+ zanak’i Hakalia: Tao an-dapan’i* Sosana*+ aho tamin’ny volana Kisleo,* tamin’ny taona faha-20.
2 Nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany tao an-dapan’i* Sosana*+ i Ahasoerosy Mpanjaka tamin’izany andro izany,
2 Tao an-dapan’i* Sosana,*+ any amin’ny faritanin’i Elama+ aho, tamin’izaho nahita an’ilay fahitana. Dia nijery an’ilay fahitana aho, ary teo amoron’ny reniranon’i Olay aho tamin’izay.