FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 —Ireto avy no nanoratra: I Rehoma lehiben’ny tompon’andraiki-panjakana sy Simsay mpanoratra, sy ny mpiara-miasa aminy sasany, ny mpitsara, ny governora lefitra, ny mpitan-tsoratra, ny olona any Ereka,+ ny Babylonianina, ny mponin’i Sosa,+ izany hoe ny Elamita,+

  • Nehemia 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Izao no tenin’i Nehemia*+ zanak’i Hakalia: Tao an-dapan’i* Sosana*+ aho tamin’ny volana Kisleo,* tamin’ny taona faha-20.

  • Daniela 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tao an-dapan’i* Sosana,*+ any amin’ny faritanin’i Elama+ aho, tamin’izaho nahita an’ilay fahitana. Dia nijery an’ilay fahitana aho, ary teo amoron’ny reniranon’i Olay aho tamin’izay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara