1 Tantara 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nozaraina hoatr’izao ny mpiandry vavahady:+ Ny avy tamin’ny Korahita dia i Meselemia+ zanak’i Kore, taranak’i Asafa. Ezra 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+ Ezra 2:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 ary 139 ny fitambaran’ny taranak’ireo mpiandry vavahady,+ izany hoe ny taranak’i Saloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Talmona,+ ny taranak’i Akoba,+ ny taranak’i Hatita, ary ny taranak’i Sobay.
26 Nozaraina hoatr’izao ny mpiandry vavahady:+ Ny avy tamin’ny Korahita dia i Meselemia+ zanak’i Kore, taranak’i Asafa.
2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+
42 ary 139 ny fitambaran’ny taranak’ireo mpiandry vavahady,+ izany hoe ny taranak’i Saloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Talmona,+ ny taranak’i Akoba,+ ny taranak’i Hatita, ary ny taranak’i Sobay.