FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Henon’ny mponin’i Gibeona+ koa ny nataon’i Josoa tamin’i Jeriko+ sy Ay.+

  • Josoa 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tamin’izay andro izay izy ireo no nataon’i Josoa ho mpaka kitay sy mpantsaka rano ho an’ny fiangonana+ sy ho an’ny alitaran’i Jehovah, eo amin’izay toerana hofidin’Andriamanitra.+ Dia mbola hoatr’izany no ataon’izy ireo hatramin’izao.+

  • 1 Tantara 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary ny Israelita sasany sy ny mpisorona sy ny Levita ary ny mpanompo tao amin’ny tempoly* no mponina voalohany tafaverina teo amin’ny taniny tao amin’ny tanànany.+

  • Ezra 2:43-54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Ireto ny mpanompo tao amin’ny tempoly:*+ Ny taranak’i Ziha, ny taranak’i Hasofa, ny taranak’i Tabaota, 44 ny taranak’i Kerosa, ny taranak’i Siaha, ny taranak’i Padona, 45 ny taranak’i Lebana, ny taranak’i Hagabaha, ny taranak’i Akoba, 46 ny taranak’i Hagaba, ny taranak’i Salmay, ny taranak’i Hanana, 47 ny taranak’i Gidela, ny taranak’i Gahara, ny taranak’i Reaia, 48 ny taranak’i Rezina, ny taranak’i Nekoda, ny taranak’i Gazama, 49 ny taranak’i Oza, ny taranak’i Pasea, ny taranak’i Besay, 50 ny taranak’i Asna, ny taranaky ny Meonita, ny taranak’i Nefosima, 51 ny taranak’i Bakboka, ny taranak’i Hakafa, ny taranak’i Harora, 52 ny taranak’i Bazlota, ny taranak’i Mehida, ny taranak’i Harsa, 53 ny taranak’i Barkosa, ny taranak’i Sisera, ny taranak’i Tema, 54 ny taranak’i Nezia, ary ny taranak’i Hatifa.

  • Ezra 2:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Nisy 392 ny mpanompo tao amin’ny tempoly* sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara