3 Teo anoloan’ny tany malalaka tandrifin’ny Vavahadin-drano i Ezra, dia novakiny mafy tamin’ny lehilahy sy ny vehivavy ary izay efa mahazo hevitra ilay boky misy ny Lalàna.+ Vao maraina be ka hatramin’ny mitataovovonana izy no namaky, ary nihaino tsara+ an’izay novakina ny olona.