FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nampitondraina an’ireo mpitondra hafatra ny taratasy ho an’ny faritany rehetra eran’ilay fanjakana. Voasoratra tao ilay didy hoe hovonoina sy haringana ary haripaka daholo ny Jiosy rehetra, na antitra na tanora, na ny zaza na ny vehivavy, ary halaina daholo ny fananany.+ Andro iray ihany no hanaovana an’izany, dia ny faha-13 amin’ny volana faha-12, izany hoe ny volana Adara.+

  • Estera 4:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia notantarain’i Mordekay taminy izay rehetra nanjo azy. Nolazainy koa hoe ohatrinona ny vola+ nampanantenain’i Hamana fa harotsany ao amin’ny tahirim-bolam-panjakana mba handripahana ny Jiosy.+ 8 Ary nomeny an’i Hatàka ny dika mitovy amin’ilay lalàna navoaka tao Sosana*+ hoe haripaka ny Jiosy. Nasainy naseho an’i Estera ilay izy sady nohazavaina taminy. Nasainy nilazana+ koa i Estera mba hankao amin’ny mpanjaka, ka hitalaho famindram-po aminy ary mba izy mihitsy no hiangavy ho an’ny fireneny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara