FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 30:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa fantatro fa hoentinao midina any amin’ny fahafatesana aho,

      Dia any amin’ny trano hihaonan’ny velona rehetra.

  • Salamo 49:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hitany fa na ny hendry aza maty;

      Samy maty daholo na ny tsy misaina na ny adala,+

      Ka voatery mamela ny fananany ho an’olon-kafa.+

  • Salamo 49:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy haharitra anefa ny olombelona,+ na dia omem-boninahitra aza;

      Mitovy amin’ny biby ihany izy ka ho faty.+

  • Mpitoriteny 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy misy olona manana fahefana amin’ny ainy* na mahavita mitazona ny ainy. Hoatr’izany koa fa tsy misy olona afaka mifidy ny andro ahafatesany.+ Tsy misy afa-miala tsy handeha hiady rehefa misy ady, dia hoatr’izany koa fa tsy ho afa-maina amin’ny vokatry ny ataony izay zatra manao ratsy.*

  • Mpitoriteny 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Mitovy daholo ny hiafaran’ny olon-drehetra,+ dia ny olo-marina sy ny ratsy fanahy,+ ny olona tsara toetra sy ny madio ary ny maloto, ary ny manao sorona sy ny tsy manao. Mitovy ihany ny tsara fanahy sy ny mpanota, ary mitovy koa ny maimay hianiana sy izay mitandrina tsara vao mianiana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara