FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 dia hotanterahiko izany fangatahanao izany.+ Homeko fo hendry sy fahaiza-misaina ianao,+ ka tsy nisy hoatr’anao mihitsy tany alohanao ary tsy hisy hoatr’anao intsony koa.+

  • 1 Mpanjaka 4:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nomen’Andriamanitra fahendrena sy fahiratan-tsaina* tsy nisy hoatr’izany i Solomona. Nomeny fo tena mahay manavaka koa izy, dia fahaiza-manavaka be dia be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.+

  • Joba 35:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mampianatra antsika+ hahay noho ny biby etỳ an-tany+ izy,

      Ary mahatonga antsika ho hendry noho ny vorona eny amin’ny lanitra.

  • Ohabolana 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mpitoriteny 2:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ny olona mampifaly an’Andriamanitra no omeny fahendrena sy fahalalana ary fifaliana.+ Fa ny mpanota kosa ampiasainy hanangona fananana fotsiny, mba homena an’izay mampifaly an’ilay tena Andriamanitra.+ Tsisy dikany koa izany fa misambo-drivotra fotsiny.

  • Daniela 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nomen’ilay tena Andriamanitra fahalalana sy fahaizana ary fahendrena ireo tanora* efa-dahy ireo ka nahay soratra isan-karazany. Nahay namantatra ny dikan’ny fahitana sy nofy isan-karazany koa i Daniela.+

  • Matio 11:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jakoba 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara