FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Dia inona moa izay olombelona mety maty no tsaroanao?

      Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+

  • Salamo 103:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mihelina toy ny ahitra ny androm-piainan’ny olombelona mety maty;+

      Mamony toy ny voninkazo eny an-tsaha izy.+

  • Salamo 144:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Jehovah ô! Inona moa izay olombelona no mahaliana anao,

      Ary inona moa izay zanak’olombelona mety maty no karakarainao?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara