FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 27:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Enga anie Andriamanitra hanome anao ny andon’ny lanitra,+ sy ny tany lonaka,+ ary varimbazaha sy divay vaovao be dia be!+

  • Deoteronomia 33:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ny zavatra tena tsara avy amin’ny tany sy izay rehetra eo aminy,+

      Ary ny fankasitrahan’Ilay mipetraka ao amin’ny voarointsilo.+

      Enga anie izy ireny ho eo an-dohan’i Josefa,

      Dia ho eo an-tampon-dohan’ilay nosinganina tamin’ny rahalahiny!+

  • Malakia 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ento ao an-trano fitehirizana àry ny ampahafolon-karena rehetra,+ mba hisy sakafo ao an-tranoko.+ Ary tsapao toetra amin’izany ange aho e”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “dia ho hitanareo fa hosokafako ho anareo ny vavahadin-dranon’ny lanitra.+ Dia handrotsaka fitahiana be dia be aminareo aho, mihoatra noho izay ilainareo aza.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara