-
Eksodosy 13:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ary teneno amin’ny zanakao amin’izay andro izay hoe: ‘Noho izay nataon’i Jehovah tamiko tamin’izaho nivoaka avy tany Ejipta no anaovako an’izao.’+
-
-
1 Tantara 29:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia nidera an’i Jehovah teo anatrehan’ny fiangonana manontolo i Davida, ka hoy izy: “Ry Jehovah Andriamanitr’i Israely razambenay ô, hoderaina mandrakizay doria* anie ianao! 11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana ary ny haja amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Anao ny fanjakana, Jehovah ô,+ ary ianao Ilay misandratra ho ambonin’ny zava-drehetra.
-
-
Salamo 78:2-4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Hanao ohabolana aho,
Ary hilaza teny saro-pantarina izay efa nolazaina hatry ny ela.+
-