FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 35:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ho maizina sy halama anie ny lalany

      Rehefa manenjika azy ny anjelin’i Jehovah!

       7 Fa nanafina harato hamandrihana ahy tsy amin’antony izy ireo;

      Nihady lavaka izy ireo mba hisamborana ahy tsy amin’antony.

  • Jeremia 23:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Samy maloto* na ny mpaminany na ny mpisorona.+

      Na dia ao an-tranoko aza, dia ahitako ny faharatsian’izy ireo”,+ hoy i Jehovah.

      12 “Koa halama sy ho maizina+ ny lalana izoran’izy ireo.

      Hisy hanosika izy ireo, ka ho lavo.

      Fa hahatonga loza aminy aho,

      Amin’ny taona hanasaziana azy”, hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara