FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 42:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mangetaheta mafy an’Andriamanitra aho, dia ilay Andriamanitra velona.+

      Mba rahoviana re aho no hiseho eo anatrehan’Andriamanitra e?+

  • Salamo 84:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Manimanina daholo ny hatrany anatiko lalina any,

      Eny, tena tsy andriko mihitsy

      Ny ho any an-tokotanin’ny tranolain’i Jehovah.+

      Mihoby an’ilay Andriamanitra velona ny foko sy ny tenako manontolo.

  • Isaia 26:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,

      Ary mitady anao mafy aho, ao anatiko lalina ao.+

      Rehefa mitsara ny tany mantsy ianao,

      Dia hianatra momba ny fahamarinana ny mponina ao amin’ilay tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara