Eksodosy 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jah* no tanjako sy heriko, satria izy no lasa mpamonjy ahy.+ Izy no Andriamanitro ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razambeko izy+ ka hasandratro.+ Isaia 33:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa i Jehovah no Mpitsara antsika,+I Jehovah no Mpanao Lalàna ho antsika.+I Jehovah no Mpanjakantsika,+Ary izy no hamonjy antsika.+
2 I Jah* no tanjako sy heriko, satria izy no lasa mpamonjy ahy.+ Izy no Andriamanitro ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razambeko izy+ ka hasandratro.+
22 Fa i Jehovah no Mpitsara antsika,+I Jehovah no Mpanao Lalàna ho antsika.+I Jehovah no Mpanjakantsika,+Ary izy no hamonjy antsika.+