FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ny marainan’ny andro fahatelo, dia nisy kotroka sy tselatra ary rahona matevina+ teo ambonin’ilay tendrombohitra. Nisy feon’anjombona naneno mafy be koa. Ary nangovitra ny vahoaka rehetra tao an-toby.+

  • Eksodosy 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia nidona-tsetroka ny Tendrombohitra Sinay iray manontolo, satria nidina teo amboniny tao anaty afo i Jehovah.+ Niakatra hoatran’ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky ny setrok’ilay izy. Ary nihovotrovotra be ilay tendrombohitra manontolo.+

  • Salamo 77:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Toy ny feona kodiarana kalesy ny feon’ny kotroka+ nalefanao;

      Nanazava ny tany misy mponina* ny tselatra;+

      Nihorohoro sy nihovotrovotra ny tany.+

  • Salamo 104:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Jereny ny tany, dia mihovotrovotra;

      Kasihiny ny tendrombohitra, dia midona-tsetroka.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara