FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy i Josafata:

      “Ry Jehovah Andriamanitry ny razambenay ô, tsy ianao ve no Andriamanitra any an-danitra?+ Tsy ianao ve no mifehy ny firenena rehetra?+ Eo am-pelatananao ny hery sy ny tanjaka, ka tsy misy mahatohitra anao.+

  • Isaia 66:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 66 Izao no tenin’i Jehovah:

      “Ny lanitra no seza fiandrianako, ary ny tany no fitoeran-tongotro.+

      Trano hoatran’ny ahoana àry no azonareo atao ho ahy,+

      Ary toerana hoatran’ny ahoana no azoko ialana sasatra?”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara