13 Tampoka teo, dia nisy anjely maro be avy amin’ny tafiky ny lanitra+ niaraka tamin’ilay anjely, ka nidera an’Andriamanitra hoe: 14 “Voninahitra ho an’Andriamanitra any amin’ny avo indrindra, ary fiadanana etỳ ambonin’ny tany ho an’ny olona ankasitrahany!”