Rota 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Enga anie hamaly soa anao i Jehovah noho izay nataonao!+ Ary hahazo valisoa lehibe* avy amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely anie ianao, satria tonga hialoka eo ambany elany!”+ Salamo 36:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Sarobidy tokoa ny hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao, Andriamanitra ô!+ Eo ambany aloky ny elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+ Salamo 57:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,Fa mialoka aminao.+Mialoka eo ambany aloky ny elatrao aho, mandra-pahalasan’ny loza.+
12 Enga anie hamaly soa anao i Jehovah noho izay nataonao!+ Ary hahazo valisoa lehibe* avy amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely anie ianao, satria tonga hialoka eo ambany elany!”+
7 Sarobidy tokoa ny hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao, Andriamanitra ô!+ Eo ambany aloky ny elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+
57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,Fa mialoka aminao.+Mialoka eo ambany aloky ny elatrao aho, mandra-pahalasan’ny loza.+